Ndana kounkou (Jiol'Ambup's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:
Ndana(6*)
Ndana koun kou eeee
Ndana(6*)
Ndana koun kou eeee
Ny aty tsy mitana anao ra toa ka tsy tamana
Ndana kou nw mande an,ny vavahady kou midanadana wa
Ndana(6*)
Yaaaaahhh...Ndana koun kou eeeee

Couplet 1:
Ngamba tsy asiko kozy boubaka ny amitsika
'Lay tantara nifarana k'aleo angatsika
Arak'n kozinao,tafiaraka fona ra anjara ny antsika
Indrisy mantsy fa tsy anjarako ianao
'Lay tokinao nafotaka,indrisy nefa fitaka
Be resaka be fotsiny nefa avy eo ianao nisitaka
Tsy asiku koz e,manadinu alu nu itaku we poins
Na mazana az iu ts t1 enao fa vitaku èèèèèèèèèèèèèèè
Ny tsara ho tsaroko,ny ratsy ho adinoiko
'Lay afo niredareda tamitsika roa vonoiko
Satria le loveku madio navadikao ho loto
Aleu ary le tsiaro tau andoaku mba hiova loko
Nibitaka ny foka naheno 'reo tokinao nefa fitaka avokoa kay zay nomenao ana atramizay
Iza no malala na hoe,tsisy love zany ny nomenao ana
Ka wana ranga efa ampy zayiiiiii

Refr:Ndana(6*)
Ndana koun kou eeee
Ndana(6*)
Ndana koun kou eeee
Ny aty tsy mitana anao ra toa ka tsy tamana
Ndana kou nw mande an,ny vavahady kou midanadana wa
Ndana(6*)
Yaaaaahhh...Ndana koun kou eeeee

Couplet 2:
Mbola be ny fahasambarako any na tsy ianao
Mbola be izy any no mavita noho ianao
Netsika tapitra,netsika roa zao vita
Fa indray andro any mbola ho tsaroanao daoly ireo soa vitaku
Ny tody tsy misy fa ny atao no mverina
Ny ratsy vitanw ts maitsy hisy fameriny
'Lay solonao ngamba no mendrika ny toerana
Mino aho fa 'lay tsy ampy nomenao ho fenony ho erany
Enoko anie 'lay kozinw fa we veloma
Fa nga ra tsis anao koa aho de hoe tsy ho velona
Nomeku izay rehatra taty tsisy nenina
Fa na misy inona ny antsika tsy ho averina
'Zay mahakasika anao rehetra efa nateriko any
De vakio tsara ny tasitara miaraka aminy
Manambara milaza mazava tsara aminw we:" Ndana koun kou eeeeeeeeeee...."

Refr:Ndana(6*)
Ndana koun kou eeee
Ndana(6*)
Ndana koun kou eeee
Ny aty tsy mitana anao ra toa ka tsy tamana
Ndana kou nw mande an,ny vavahady kou midanadana wa
Ndana(6*)
Yaaaaahhh...Ndana koun kou eeeee

Couplet 3:
Efa niova ny topony fa ts ianao 'tsuny
Ny azuku sisa lazaina anao d ny hoe veloma
Tantara efa simba koun kou ve tsy ho soloina
Mba tsy animba ny ho avy ny lasa de aleo ianao vonoina
Nanova ahy 'lay fandalovanao indray miserana
Afahako misafidy tsara ny tena ho topo-toerana
Fitiavana maloto fona rehafa itsakitsahana
Ianao 'lay vovoka nandoto azy ka aleu ianao fafana
aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaahhhhhhhhhhhh.............................................................................Ka ndana koun kou eeeeeeeeeeeee

Refrain :Ndana(6*)
Ndana koun kou eeee
Ndana(6*)
Ndana koun kou eeee
Ny aty tsy mitana anao ra toa ka tsy tamana
Ndana kou nw mande an,ny vavahady kou midanadana wa
Ndana(6*)
Yaaaaahhh...Ndana koun kou eeeee


(Wada)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jiol'Ambup's
Vangy : 13185
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/02/2015 08:51
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117