Bavy aza mandeha mafy (Jiol'Ambup's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Wada
An… an, an… an, Bavy e!!! Bavy e!! an ..an
Akatony oa ny fé, de velaro ny fonao ,
ra tsy ienu an'i zoky de iza tsony mou no enoinao
somary be be moral , normal, ndri tady andeha mafy eh!!
Az mseo ho boto aloako ra mbola viavy e

Refrain:
Bavy aza mandeha mafy , lalanao malamy e!!
Betsaka ny bômbina fa zoky anie akama e!!
Ze matamana andri tsy vôtery hasalama e!!
Fa ny zoky eo fôna ra sanatry enao tomany e!!
Bavy aza mandeha mafy, bavy aza mandeha ,
bavy aza mandeha mafy , bavy aza mandeha
Enao oa bavy aza mandeh eeee, aza mandeh mafy ,
Bavy az mandeh ,bavy aza mandeh maaafy!

Nasy:

Bandy boto ange bavy e!, f’aza mandroso makany e;
be ntamby sy ny kajy e!!, fa tsy tiako antsoina hoe valy e
mety ananany ny vola a, bavy ndri aza moula
be bogosy ange ny tany fa eto aloha tsisy ahazo andri mora
aiko fa ndri miha-lehibe, miha-tanora, miha-matotra matoky tena
Boto ange, bavy le carnivore ts mfidy ref mihinan-kena
Tsy ny fony ange no tiny homena a, tsy tiko le ndri mahonena,
Tsy koi za kozio hoe protecteur fa amiko ndri volamena,
Ny ah lo le tena tsy kifako mampaka lagy no sady masay eee!!
Ndri nge mandray tena matotra f’amin’ny boto nge ndri de ansay e!!
Enoy tsy haka lagy ah, fa ainao, mteny andri lo za de arao,
Lalana efa hitako nge raha ny ditra fa za ts mikôzy hoe za arao;

Yoongs:

Za tsy ikôz oe aza mitia, ndri iany io ze tindri
Koboko n’efa avy itako ,tsy tiako ihatra amndri
Ny ditra anie oa matsiro, ndri koboko oe tamana e
Za oa tsy mananatra fa mba mkôzy n marina eee !!!
Ndri ataonreo vaky ball, tiny ndri ref amin’ny alina
Radem izy mody fanina lazainy mila vaniny
Ny kôfa anie oa mora leo, sô de anenina eo!!
Oento am sanga izy refa tsy mahazaka de borkeo,
Aza be sentiment tsy manozona aho jamais non
Refa anjono andri ko ny voay de mody galant
Mandeha mafy ndri fa za kou mbola manitsaka frein
Sura mintsy wada kozio azy amle refrain

Refrain :Bavy aza mandeha mafy ,lalanao malama e…..

Yllo :

Mba mangataka tadigny andré ko zahay, baviko ô !!!
niaigna toa boto antegna ka manahy amin'ny ho avinw
Tsy te izaha alahelo ô!! Tsy te hitaty ny ranomaso
Izao anie le frero , de hero ts ampiditra ankaso kaaa!!
Avadivadio impito ny lela zay vô mamaly oe za koa tia
Tsy amenatra an’ireo n amadibadika lela any anaton’ny jupondri ôô
De hamafiso koa ny loha ,fa n akamaronin’ny bandy anie ka misaina amin’ny pataloha
Yô bavy ee!! Aza mandeha mafy,fa ny accident de parcours anie ka mameno ny tanana!
Yô bavy ee!! Aza mandeha mafy, fa ny enina anie ts any aloha fa tsimaintsy any afara eee!!


Wada :

Betsaka ny adala , betsaka ny boto ,
Ny angatahako amndri tairo fotsiny mba écoute euh!
Zoky anie wa boto, norma ra mahakobo
Ndri lasa mody alina tady hiova tambazotra
Tinao mints le adalaina tinao le vorebireby
Nefa rehefa tratrany any tsimaintsy aty no andrengirendy
Ny ao antsainao , ilaza oe tsis pitia
Lasa mihidy anaty bar de lasa tia mana-py
Nef tsy vaha olana , nefa tsy vaha olana, nefa tsy vaha olana, olana..
Akatony oa ny fé, de velaro ny fonao ,
ra tsy ienu an'i zoky de iza mou ny enoinao
somary be be moral , normal, ndri tady andeha mafy eh!!
Az mseo ho boto aloako ra mbola viavy e!!

Refrain:
Bavy aza mandeha mafy , lalanao malamy e!!
Betsaka ny bômbina fa zoky anie akama e!!
Ze matamana andri tsy vôtery hasalama e!!
Fa ny zoky eo fôna ra sanatry enao tomany e!!
Bavy aza mandeha mafy, bavy aza mandeha ,
bavy aza mandeha mafy , bavy aza mandeha
Enao oa bavy aza mandeh eeee, aza mandeh mafy ,
Bavy az mandeh ,bavy aza mandeh maaafy!
--------
Rohy:
Hevitra
rajo_nida ( 20/06/2018 09:31)
mlay ranga le vazo ah! sady misy heviny tsara.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jiol'Ambup's
Vangy : 17964
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/09/2014 10:56
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1024