You are here: home > Tononkira > Jiol'Ambup's

Kifeko ankahalaina (Jiol'Ambup's)

https://tononkira.serasera.org/hira/jiol-ambups/kifeko-ankahalaina

Ekeko fa 'lay love anatiko ao aloha tsy ho lany [ho anao my baby eh]
Nefa izany anio iriko hiova ho fankahalana [ho anao my baby eh]
Ny hatsaranao tsisy tsiny 'lay mampiantso hoé tia ento any.
Fa ny aty efa tsy tamana ka aleo mial'eh [ka aleo mial'eh]

Hametra-pialana aho fa ny miaina angamba ts'ho ahy.
Fa feno fankahalana (Yo) ny fo saina fanahy.
Nianatra nitia aho fankahalana no hitako.
Ny hanadino anao hatramzao aloha tsy vitako.
'lay endrikao nitondra taratr'hazavana.
Ankehitriny kifeko anaty fankahalana.
Mangidy noho ny fahafatesana ianao.
Manosik'ahy hisafidy ho azy fa tsy ho anao.
Kifeko 'lay hafanana vao maraina nefa...
Ny foko mizaka ny tsy eran'ny aina koa refa...
Tia adal'eh, tsy vitako ny hankahala.
Satriko foana hiantso anao oé "Malala" eh.

Ekeko fa 'lay love anatiko ao aloha tsy ho lany [ho anao my baby eh]
Nefa izany anio iriko hiova ho fankahalanTsiky dia ampya [ho anao my baby eh]
Ny hatsaranao tsisy tsiny 'lay mampiantso hoé tia ento any.
Fa ny aty efa tsy tamana ka aleo mial'eh [ka aleo mial'eh]

Za mantsy (Yo) tsy manana.
Ankoatry ny fitiavana (ho) zaraina aminao ré rahavana
Tsy manana teny mamy hampanofinofi androany
Dé rahampitso ho lasa tomany.
Mahantra fa (Yeah) manana fo feno fitia.
Tsisy fifty [fifty-fifty].
Nafoiko anao daholo izy iray manontolo.
Ra ilaina dia seraiko ho anao ny tontolo.
I LUV U SO MUCH indrisy mantsy fa tsy nino enao oé matotra.
Lé koziko oé
Hifamatotra.
Fa nodianao fanina, nasetrinao fankahalana.
Oé mpiakama??? Handeha aho fa tsy tamana (eh)

Ekeko fa 'lay love anatiko ao aloha tsy ho lany [ho anao my baby eh]
Nefa izany anio iriko hiova ho fankahalana [ho anao my baby eh]
Ny hatsaranao tsisy tsiny 'lay mampiantso hoé tia ento any.
Fa ny aty efa tsy tamana ka aleo mial'eh [ka aleo mial'eh]


Gun feat. Wada.

Hevitra mandeha

rajo_nida (20/06/2018 09:35:17)

mlay be le vazo sady za ko m-kif ankahalaina

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jiol'Ambup's
Mpamaky : 15066
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 22/09/2014 11:06:10
ID : 6737

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo