Kiala mahadizina (Jiol'Ambup's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Yoongs

ô ry kiala mahadizana!
mamon'ilay tsironao za,mbola ividy @nao za,mbola te ho lafianao za,mbola manimanitranao za,naita sary retro za,mbola makafokanao za(2*)

Tany @ fonao foana ny saiko tsy nahavita niasa mihitsy aho omaly
Dia-kaikitra eraky ny vatako atramin'ny atodiko mbola narary
Tonga tao atrano aho tsy nahavita adidy bedin'drafotsy aho fa izy nangididy Valabalaky ny asambarana ka napandrony t@ ranon'ivy
Noraisiko ambony,noraisiko ambany avy teo dia position animal
Sefosefo dia avy eo kikika be
Niontsankontsana ny ambony ambany
Paradisa be ny afanana,
izy tsy mba lany mamy,valeure nazy aza manontany,karama iray volana vao makany
Manimanina dia te hitady,
Zay nomenao dia nisava hoazy,tara @nao daholo tsy lahy tsy vavy,
Enao kosa ve sao mamosavy?
Any ianao zay ry kiala mahadizina
Salama tsara ve i kiala mafana?
Omaly zay vao nivoka nibizina zao efa poritry ny adalana

Ref:
ô ry kiala mahadizana!
mamon'ilay tsironao za,mbola ividy @nao za,mbola te ho lafianao za,mbola manimanitranao za,naita sary retro za,mbola makafokanao za(2*)

Wada

Vodiny gilady be @ tonnes vidina @ iray kilaony
Ny vavany ambony ny azy tsy dia miteny
Fa ny ambany resaka tsara ny irany
Ankalamanjana biraony,alina ny ora fiasany
Manaitaitra ny fomba fikatany,izay manambola no mitaingina vatany
an_an_an_aannnnnn
Takolobabako lalaovy mama!
an_an_an_aannnnnn
Mba omeo lavaka ilay menarana
Farany volana aho tsy mba mody zany,
Fa any anatin'ny lava-bodiny any Mifangaro ao daholo ny tsiky sy tomany
Malama kely izy nefa mahatamana
Mimi a! jiabijiaby la famille,tout le monde anie te ihinana kely e!
Farany volana zay aho vao malalanao,makany @lay afobe misy anjely e!!

Ref:
ô ry kiala mahadizana!
mamon'ilay tsironao za,mbola ividy @nao za,mbola te ho lafianao za,mbola manimanitranao za,naita sary retro za,mbola makafokanao za
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jiol'Ambup's
Vangy : 4257
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : fneery
Daty : 03/03/2017 14:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0798