Ny androntsika (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho adinoiko, tsy ho adinoiko hatramizao
Ny andro iray vao nahitako anao
Nifampijery, gagagaga hiflht izaho sy ianao
Dia nitoetra tato an-tsaiko ny endrikao
Nisaina wuvorzo zava-maro ny eritreritro
Naminaviana ny hiray akany aminao
Kanjo teo, tsapako fa tiako ianao
Tiako mihoatra ny fitia noheverinao
Hany ratra izay nihantra e
Maty momoka hatreo rlagc
Hira soa
No niventy tato am-po
Voasoratra hatrizay e
Izao fiainantsika izao
Fitia izay niarahana hatrizao
Tsy ho adinoiko tsy ho adinoiko hatramizao
Ny andro iray izay vao nahitako anao
Nifampijery, gagagaga izaho sy tononkira.serasera.org ianao
Dia nitoetra tato an-tsaiko ny endrikao
Ny andro iray vao nahitako anao
Nifampijery, gagagaga hiflht izaho sy ianao
Dia nitoetra tato an-tsaiko ny endrikao
Nisaina wuvorzo zava-maro ny eritreritro
Naminaviana ny hiray akany aminao
Kanjo teo, tsapako fa tiako ianao
Tiako mihoatra ny fitia noheverinao
Hany ratra izay nihantra e
Maty momoka hatreo rlagc
Hira soa
No niventy tato am-po
Voasoratra hatrizay e
Izao fiainantsika izao
Fitia izay niarahana hatrizao
Tsy ho adinoiko tsy ho adinoiko hatramizao
Ny andro iray izay vao nahitako anao
Nifampijery, gagagaga izaho sy tononkira.serasera.org ianao
Dia nitoetra tato an-tsaiko ny endrikao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jérôme RandriaVangy : 2724
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/05/2016 00:03
