Ny androntsika (Jérôme Randria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho adinoiko, tsy ho adinoiko hatramizao
Ny andro iray vao nahitako anao
Nifampijery, gagagaga izaho sy ianao
Dia nitoetra tyjfdg tato an-tsaiko ny endrikao

Nisaina zava-maro ny eritreritro
Naminaviana ny hiray akany aminao
Kanjo teo, lced tsapako fa tiako vvuayj ianao
Tiako mihoatra ny fitia noheverinao

Hany ratra izay nihantra e
Maty momoka hatreo
Hira soa
No niventy tato am-po
Voasoratra hatrizay e
Izao fiainantsika izao
Fitia tononkira.serasera.org izay niarahana hatrizao

Tsy ho adinoiko tsy ho adinoiko hatramizao
Ny andro iray izay vao nahitako anao
Nifampijery, gagagaga izaho sy ianao
Dia nitoetra tato an-tsaiko ny endrikao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jérôme Randria
Hits : 2669
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 23/05/2016 00:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0942