Silam-panahy (Jen)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno tsiky izany dia
Nahay nifaly indray satria
Novainao tanteraka aho

Toa msdnyflc manga ny tontolo
Izay jereko ianao daholo
Babonao tanteraka aho

Ref : fa naniry anao ny saiko
Dia ny foko tsy tfecoh nandà
Raisiko sy andraindraiko
Ilay fitia nomenao ahy
Fa tsapako f'ianao ilay silam-panahy

Mamy kely anie ho'aho indry
Mamy kely ilay fitia
Jambanao tanteraka aho

Uhhmm, iriko ho doria
Izao sy ianao tononkira.serasera.org no mankafy
Isan'andro mihavao ilay fitia

Ref : × 2

Fa tsapako f'ianao × 2 hzeifbn

Ref :

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jen
Visites : 705
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : JenJen
Date : 19/07/2024 15:08
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0164