Vonjeo I Madagasikara (Jean Joseph Randrianarisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-MBA tahio, ity nosy maminay ity zagnahary ô
fa mijaly ,mitaraina ny tany ,simba ny zavaboary io ô
gasikara ilay tany mahavokatra sady be dprq harena aa
MBA miangavy ,MBA vonjeo re,izany firenena
refrain:
tolory ny tananao,aza avela re ,hiady irery ny vahokanao
mila ny fanohananao ,hanangana indray izay efa potika sy lao
MBA miangavy re ,avereno indray ,lay taram-pantenanana vaovao
Mba faingana re,MBA vahao,ity nosinay
2-MBA tahio,fa namela takaitra aminay zao fahoriana izao
maro be ,REO tsy an'asa ,tsy manankialofana ,mosarena re tononkira.serasera.org
fahantra,na toa lalina,fadiranovana,tsy mahita aleha
MBA miangavy ,MBA vonjeo re ,izany firenena

MBA miangavy rqns re ,avereno indray ,lay taram-pantenanana vaovao
Mba faingana re,MBA vahao,ity nosinay
mipolia re,zagnahary ,be vata be
mba hanavotse ,ty gasikara toy e xuorlr

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jean Joseph RandrianarisoaVangy : 309
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Park3939
Daty : 15/02/2026 16:47