Vonjeo I Madagasikara (Jean Joseph Randrianarisoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-MBA tahio, ity nosy  maminay ity zagnahary ô
fa mijaly ,mitaraina ny tany ,simba ny zavaboary io  ô
gasikara ilay tany mahavokatra sady be harena aa
MBA miangavy ,MBA vonjeo re,izany firenena

refrain:
tolory ny tananao,aza avela re ,hiady irery ny vahokanao
mila ny fanohananao ,hanangana indray izay efa potika sy lao
MBA miangavy re ,avereno indray ,lay taram-pantenanana  vaovao
Mba faingana re,MBA vahao,ity nosinay


2-MBA tahio,fa namela takaitra aminay zao fahoriana izao
maro be tononkira.serasera.org ,REO tsy an'asa ,tsy manankialofana ybtzopx ,mosarena re
fahantra,na toa lalina,fadiranovana,tsy mahita nxdcotl aleha
MBA miangavy ,MBA vonjeo re ,izany firenena

refrain:
tolory qaqctl ny tananao,aza avela re ,hiady irery ny vahokanao
mila ny fanohananao ,hanangana indray izay efa potika sy lao
MBA miangavy re ,avereno indray ,lay taram-pantenanana  vaovao
Mba faingana re,MBA vahao,ity nosinay

mipolia re,zagnahary ,be vata be
mba hanavotse ,ty gasikara toy e

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jean Joseph Randrianarisoa
Hits : 313
Likes : 0 Like
Created by : Park3939
Date : 15/02/2026 16:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0806