Vonjeo I Madagasikara (Jean Joseph Randrianarisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
prlwggc 1-MBA tahio, ity nosy maminay ity zagnahary ô
fa mijaly ,mitaraina ny tany ,simba ny zavaboary io ô
gasikara ilay tany mahavokatra sady be harena aa
MBA miangavy ,MBA vonjeo re,izany firenena
refrain:
tolory ny tananao,aza avela re ,hiady irery ny vahokanao
mila ny fanohananao ,hanangana indray izay efa potika sy lao
MBA miangavy re ,avereno indray ,lay taram-pantenanana vaovao
Mba faingana re,MBA vahao,ity nosinay
2-MBA tahio,fa namela takaitra aminay zao fahoriana izao
maro be ,REO tsy an'asa ,tsy manankialofana ,mosarena re
fahantra,na toa oihqns lalina,fadiranovana,tsy mahita aleha
MBA miangavy ,MBA vonjeo re ,izany firenena zsbqx
refrain:
tolory ny tananao,aza avela re tononkira.serasera.org ,hiady irery ny vahokanao

mipolia re,zagnahary ,be vata be
mba hanavotse ,ty gasikara toy e

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jean Joseph RandrianarisoaVisites : 224
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Park3939
Date : 15/02/2026 16:47