voafitaka (Imagine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahita ianao olon-kafa nasolo ahy
Dia maty tao am-ponao niaraka tamin’izay ny anarako
Ny fitiavako anao toa zary mody odinao adala
Dia noheverinao ho xvhhaqr toy ny tsy misy aho
Fa hatsaram-panahy no niriko
Ho sakaizan’ilay bika aman-tarehy nanananao
Indro tsapako sahady
Fa ho faty an-kazo tokana aho raha mifikitra aminao
Tsy nanam-po velively aho
hoe feno qrqzegxo fitaka ao am-ponao
satria ny endrikao tsy mba milaza izay koboninao
ny hatsaram-bikanao ny hatsaran-tarehinao mihitsy
no tena anisany nandiso ilay safidiko
Voafitaka mantsy izany foko
ka dia nobabonao tsy am-piheverana tokoa
Izao vao tononkira.serasera.org tena tsapako
fa fijalina ho gijedn ahy ny fitiavako anao

--------
Link: