Nosy (Ikalalila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manàna toky
Fa vetivety tononkira.serasera.org ihany izahay dia hody
Enga anie mba ycxnzx samy ho velon'aina
Dia hihaona indray
Aleho halazo any hihitsan-dravina ny lisy
Na ho lasa mitapy ny tany aza hihodin-kavia
Ho hitanay ihany ny lbrlqjav làlana mankany
Mankany
Revin-gadra omaly
Ny hanitsaka indray ity ldfhah nosy mamy
Antenainay samy tojo izay niriany hatrizay

Edena iray vaovao no ho antsika

Ho hitanay ihany ny làlana mankany
Mankany
Enga anie
Enga anie mba...

--------
Lien: