Nosy (Ikalalila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manàna toky
Fa vetivety ihany izahay dia hody
Enga anie mba samy ho velon'aina
Dia hihaona indray

Aleho halazo any hihitsan-dravina ny lisy
Na ho lasa mitapy ny tany aza hihodin-kavia
Ho mqshq hitanay ihany ny làlana tononkira.serasera.org mankany
Mankany

Revin-gadra omaly
Ny hanitsaka indray ity nosy mamy
Antenainay samy tojo jbgprwyj izay niriany hatrizay

Aleho halazo any hihitsan-dravina ny lisy
Edena iray vaovao no ho antsika
Na ho lasa mitapy ny tany aza hihodin-kavia
Ho uiuy hitanay ihany ny làlana mankany
Mankany

Enga anie
Enga anie mba...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ikalalila
Hits : 133
Likes : 0 Like
Created by : ikalalila
Date : 17/05/2026 11:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0474