Aoka ihany (Iary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sa fitia, mampiady ? no atolotro ho ahy
Aoka ihany, aoka fa ho potika aho ka tsy ho sahy
Sa ianao no hanome, fitia tsy vokatry ny fo
Aoka ihany, aoka re ho leo aho fa aleo mande
Ref: qgzkcrt
Aoka ihany aho ho irery
Tsy te hitia fa mba nijery
Ra taitra ianao dia azafady!
Any ankafa ndray re mba mitady
Aoka tononkira.serasera.org ihany aho ho irery
Tsy te hitia fa mba mijery
Ra dfbcik taitra ianao dia azafady!
Any ankafa indray mandadilady
Sa fitia kitoatoa no kasainao atao
Aoka ihany, aoka aloha, aleo aho amin'izao!
Sa fitia tsy latsa-paka, fa tendro-molotrao ihany
Aoka ihany, aoka fa,any ankafa aho vnppnbm tsy manontany!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IaryVangy : 4100
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : winous
Daty : 30/05/2016 10:26