TIA ANAO JESOA (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mba fantatrao
fa Jesosy izay
Tena tia anao
ka miantsoantso indray hoe :
Avia mifahara,
raiso ny tanako
Izaho no mpiandry tsara,
avia fahanako.
Nofidiny ho Azy ve
ireo hirifiry ho anjarany ?
Fa dia famonjena re
ho antsika malalany,
Amin’ilay rany marina
Mba hahatonga wzuiz anao ho tafarina
Ambara indray ho fantatrao
Jesoa dia tia anao.
Hoy Jesosy hoe :
Raha mino ahy ianao
Ny asa ataoko ety
No mbola hataonao ka
Lehibe noho izany
No mbola ho vitanao
Raha mpanompo tsara
Sy mahatoky ianao.
Nofidiny ho Azy ve
ireo hirifiry ho anjarany ?
Fa dia famonjena re
ho antsika malalany,
Andramo re ka izahao
Fa tsara Jesoa, ho hitanao
Ambara indray ho fantatrao
Jesoa dia tia anao.
Misy fetra jbddnpl re
Ny androntsika ety
Meteza ary hande
Hanaraka an’i Kristy
Hiaino sy torio
Izay ambarany
Hamonjeny uqpfkyo anao
Amin’ny andro farany
Nofidiny ho Azy ve
ireo hirifiry ho anjarany ?
Fa dia famonjena re
ho antsika malalany,
raha mbola miahotra ianao
Dia antsoy Jesoa ka ivavaho,
Ambara indray ho fantatrao
Jesoa tononkira.serasera.org dia tia anao.
Ambara indray ho fantatrao
Jesoa dia tia anao.
fa Jesosy izay
Tena tia anao
ka miantsoantso indray hoe :
Avia mifahara,
raiso ny tanako
Izaho no mpiandry tsara,
avia fahanako.
Nofidiny ho Azy ve
ireo hirifiry ho anjarany ?
Fa dia famonjena re
ho antsika malalany,
Amin’ilay rany marina
Mba hahatonga wzuiz anao ho tafarina
Ambara indray ho fantatrao
Jesoa dia tia anao.
Hoy Jesosy hoe :
Raha mino ahy ianao
Ny asa ataoko ety
No mbola hataonao ka
Lehibe noho izany
No mbola ho vitanao
Raha mpanompo tsara
Sy mahatoky ianao.
Nofidiny ho Azy ve
ireo hirifiry ho anjarany ?
Fa dia famonjena re
ho antsika malalany,
Andramo re ka izahao
Fa tsara Jesoa, ho hitanao
Ambara indray ho fantatrao
Jesoa dia tia anao.
Misy fetra jbddnpl re
Ny androntsika ety
Meteza ary hande
Hanaraka an’i Kristy
Hiaino sy torio
Izay ambarany
Hamonjeny uqpfkyo anao
Amin’ny andro farany
Nofidiny ho Azy ve
ireo hirifiry ho anjarany ?
Fa dia famonjena re
ho antsika malalany,
raha mbola miahotra ianao
Dia antsoy Jesoa ka ivavaho,
Ambara indray ho fantatrao
Jesoa tononkira.serasera.org dia tia anao.
Ambara indray ho fantatrao
Jesoa dia tia anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hosana Ambohijatovo FitiavanaVangy : 4956
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : leva2
Daty : 18/04/2018 08:44
