Ampidiro aloha ny tenimiafina
Na dia lasa... (hiraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny eritreritra misaina ny hoe
Aiza indray izao tononkira.serasera.org qwqa ny ampitso
Tsy fantatra mihitsy fa miankina amin’ny hoe
Izay lvptfz eritreritrao tsy hahadiso
Bridge : Fa miankina aminao
Ireo zavatra ataonao
Fa ianao foana hatrany
No hahafantatra izany
Fa ny fiainana eto an-tany
Tsy miankina amin’ny hafa
Fa ianao irery hatrany ywmxpc
No hahafantatra izany
Refrain : Na dia lasa ary ianao
Tsy fantatray izao
Tsy hainay ny ataonay
Fa anao ihany izany
Aiza indray izao tononkira.serasera.org qwqa ny ampitso
Tsy fantatra mihitsy fa miankina amin’ny hoe
Izay lvptfz eritreritrao tsy hahadiso
Bridge : Fa miankina aminao
Ireo zavatra ataonao
Fa ianao foana hatrany
No hahafantatra izany
Fa ny fiainana eto an-tany
Tsy miankina amin’ny hafa
Fa ianao irery hatrany ywmxpc
No hahafantatra izany
Refrain : Na dia lasa ary ianao
Tsy fantatray izao
Tsy hainay ny ataonay
Fa anao ihany izany
--------
Rohy:
