Ampidiro aloha ny tenimiafina
Rehefa tia (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny hafaliana
raha toa ka ny tia
no sendra ny tiana
ka tafara-dia.
Toa miova avokoa izao rehetra izao,
ny fiainana aza manjary vaovao.
Tsikitsiky znixmdcv lalandava
no mameno izany tava
REHEFA TIA
kalom-pifaliana no hiraina
ilay tiana tononkira.serasera.org foana
no ao an-tsaina
fy sy mamy ery ny miaina
REHEFA TIA
Lasa nofy sy vinany,
toy ny tsy ety an-tany
REHEFA TIA
Kanefa eto an-tany
tsy misy doria
misy fiarafany
na dia ny fitia
Koa tsy mahagaga ra ny fitiavanao
no nangatsiaka sy maty toa oozntf izao
Vonona ny hitomany
ka mandefitra hatrany
REHEFA TIA.
Na tsy laitrako aza ny mitalaho,
na tsy tdvq zakako aza ny hiangavy anao,
atao ahoana moa, tsy maintsy atao
REHEFA TIA!
Na ny ratsy na ny tsara
dia ekena ho anjara
REHEFA TIA
Henri RATSIMBAZAFY 1969
raha toa ka ny tia
no sendra ny tiana
ka tafara-dia.
Toa miova avokoa izao rehetra izao,
ny fiainana aza manjary vaovao.
Tsikitsiky znixmdcv lalandava
no mameno izany tava
REHEFA TIA
kalom-pifaliana no hiraina
ilay tiana tononkira.serasera.org foana
no ao an-tsaina
fy sy mamy ery ny miaina
REHEFA TIA
Lasa nofy sy vinany,
toy ny tsy ety an-tany
REHEFA TIA
Kanefa eto an-tany
tsy misy doria
misy fiarafany
na dia ny fitia
Koa tsy mahagaga ra ny fitiavanao
no nangatsiaka sy maty toa oozntf izao
Vonona ny hitomany
ka mandefitra hatrany
REHEFA TIA.
Na tsy laitrako aza ny mitalaho,
na tsy tdvq zakako aza ny hiangavy anao,
atao ahoana moa, tsy maintsy atao
REHEFA TIA!
Na ny ratsy na ny tsara
dia ekena ho anjara
REHEFA TIA
Henri RATSIMBAZAFY 1969
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henri RatsimbazafyHits : 8977
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 21/09/2002 23:07
