Rehefa tia (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny hafaliana
raha toa ka ny tia
no sendra ny tiana
ka tafara-dia.
Toa miova avokoa izao rehetra dwnjf izao,
ny fiainana aza manjary vaovao.
Tsikitsiky lalandava
no mameno akhqy izany tava
REHEFA TIA
kalom-pifaliana no hiraina
ilay tiana foana
no ao an-tsaina
fy sy mamy ery ny tononkira.serasera.org miaina
REHEFA TIA
Lasa nofy sy vinany,
toy ny tsy ety an-tany
REHEFA TIA
Kanefa eto an-tany
tsy misy doria
misy fiarafany
na dia ny fitia
Koa tsy mahagaga ra ny fitiavanao
no nangatsiaka sy maty toa izao
Vonona ny hitomany
ka mandefitra hatrany
REHEFA TIA.
Na tsy laitrako aza ny mitalaho,
na tsy zakako aza ny hiangavy anao,
atao ahoana moa, tsy maintsy atao
REHEFA eerwb TIA!
Na ny ratsy na ny tsara
dia ekena ho anjara
REHEFA TIA
Henri RATSIMBAZAFY 1969
raha toa ka ny tia
no sendra ny tiana
ka tafara-dia.
Toa miova avokoa izao rehetra dwnjf izao,
ny fiainana aza manjary vaovao.
Tsikitsiky lalandava
no mameno akhqy izany tava
REHEFA TIA
kalom-pifaliana no hiraina
ilay tiana foana
no ao an-tsaina
fy sy mamy ery ny tononkira.serasera.org miaina
REHEFA TIA
Lasa nofy sy vinany,
toy ny tsy ety an-tany
REHEFA TIA
Kanefa eto an-tany
tsy misy doria
misy fiarafany
na dia ny fitia
Koa tsy mahagaga ra ny fitiavanao
no nangatsiaka sy maty toa izao
Vonona ny hitomany
ka mandefitra hatrany
REHEFA TIA.
Na tsy laitrako aza ny mitalaho,
na tsy zakako aza ny hiangavy anao,
atao ahoana moa, tsy maintsy atao
REHEFA eerwb TIA!
Na ny ratsy na ny tsara
dia ekena ho anjara
REHEFA TIA
Henri RATSIMBAZAFY 1969
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henri RatsimbazafyHits : 9160
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 21/09/2002 23:07
