Mamy indray ny miaina (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko fa rehefa mipaika ny 60 taona
Dia lasa sy milefa ny masoandro lohataona,
Hany hery sisa mandefa ny fisainana
Ary mitanisa ny andro frmw izay niainana.
Kinanjo nony tonga ireto zafikely,
Tsy lainga na somonga fa tena tsy hita velively.
Ny hafalian'ny fo, ny hasambaran-tsaina,
Dia tsapanao tokoa fa mamy indray ny pknvoi miaina.
Raha sendra ka manavy dia lasalasa ny eritreritra
Ny saina mamosavy, ka indro fa ovqi miherikerika
Mila ireo nateraka ny saina sy ny fo
Mahatsiaro reraka, kanefa ho aiza moa

Dia tsapanao tokoa fa mamy indray ny miaina.
Raha sendra mba mitranga ny soa mitondra haravoana,
Tsaroana misy banga, tsy feno tsara fa nahoana ?
Faly samirery ireto izahay mivady,
Moa va tsy olom-bery ka mila ho rafitra ady.
Kinanjo nony tonga tononkira.serasera.org ireto zafikely,

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henri RatsimbazafyHits : 423
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 01/01/2026 16:53