lndro tazako... Tiana (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tsy ao an-tokantranontsika ianao
noho ny asa aman-draharaha izay atao,
toa nihisatra ny famantaranandro,
tena mila tsy ho afaka ny andro.
Vao mipaika ny amin’ny roa ambin’ny folo,
toa mientana ny foko manontolo tnxvfy
satria?
Lasa ianao indray hariva fa hoe tezitra
noho ny zavatra nataoko cwfwktez tsy voahevitra
Isan’alina aho mivavaka mangina
mba hiverina ny laonin’ilay dina
Kanjo indro fa nivaly ny fivavako,
Lasa mirana avy hatrany teo ny tavako
satiia-?
Ref.
Indro tazako ianao re ry tiana
miramirana feno hafaliana,
hendratrendratra ery wzjilyb izany izaho
ny ranomasoko miila hitraho
ravo ny saiko,
azoko ny aiko,
tonga ’lay tiana
ka be ny hafaliana
Etsy Rahavako,
Raiso ny tanako
ela ery tononkira.serasera.org no niandrasako anao
kanjo... tojo ihany izao.
Henri RATSIMBAZAFY 1964
noho ny asa aman-draharaha izay atao,
toa nihisatra ny famantaranandro,
tena mila tsy ho afaka ny andro.
Vao mipaika ny amin’ny roa ambin’ny folo,
toa mientana ny foko manontolo tnxvfy
satria?
Lasa ianao indray hariva fa hoe tezitra
noho ny zavatra nataoko cwfwktez tsy voahevitra
Isan’alina aho mivavaka mangina
mba hiverina ny laonin’ilay dina
Kanjo indro fa nivaly ny fivavako,
Lasa mirana avy hatrany teo ny tavako
satiia-?
Ref.
Indro tazako ianao re ry tiana
miramirana feno hafaliana,
hendratrendratra ery wzjilyb izany izaho
ny ranomasoko miila hitraho
ravo ny saiko,
azoko ny aiko,
tonga ’lay tiana
ka be ny hafaliana
Etsy Rahavako,
Raiso ny tanako
ela ery tononkira.serasera.org no niandrasako anao
kanjo... tojo ihany izao.
Henri RATSIMBAZAFY 1964
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Henri RatsimbazafyVisites : 6339
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 22/02/2002 00:28
