Ampidiro aloha ny tenimiafina
lndro tazako... Tiana (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tsy ao an-tokantranontsika ianao
noho ny asa aman-draharaha izay atao,
toa nihisatra ndrfypz ny famantaranandro,
tena mila tsy ho afaka ny andro.
Vao mipaika ny amin’ny roa ambin’ny folo, uyayn
toa mientana ny foko manontolo tononkira.serasera.org
satria?
Lasa ianao indray hariva fa hoe tezitra
noho ny zavatra nataoko tsy voahevitra
Isan’alina aho mivavaka mangina wbqenwo
mba hiverina ny laonin’ilay dina
Kanjo indro fa nivaly ny fivavako,
Lasa mirana avy hatrany teo ny tavako
satiia-?
Ref.
Indro tazako ianao re ry tiana
miramirana feno hafaliana,
hendratrendratra ery izany izaho
ny ranomasoko miila hitraho
ravo ny saiko,
azoko ny aiko,
tonga ’lay tiana
ka be ny hafaliana
Etsy Rahavako,
Raiso ny tanako
ela ery no niandrasako anao
kanjo... tojo ihany izao.
Henri RATSIMBAZAFY 1964
noho ny asa aman-draharaha izay atao,
toa nihisatra ndrfypz ny famantaranandro,
tena mila tsy ho afaka ny andro.
Vao mipaika ny amin’ny roa ambin’ny folo, uyayn
toa mientana ny foko manontolo tononkira.serasera.org
satria?
Lasa ianao indray hariva fa hoe tezitra
noho ny zavatra nataoko tsy voahevitra
Isan’alina aho mivavaka mangina wbqenwo
mba hiverina ny laonin’ilay dina
Kanjo indro fa nivaly ny fivavako,
Lasa mirana avy hatrany teo ny tavako
satiia-?
Ref.
Indro tazako ianao re ry tiana
miramirana feno hafaliana,
hendratrendratra ery izany izaho
ny ranomasoko miila hitraho
ravo ny saiko,
azoko ny aiko,
tonga ’lay tiana
ka be ny hafaliana
Etsy Rahavako,
Raiso ny tanako
ela ery no niandrasako anao
kanjo... tojo ihany izao.
Henri RATSIMBAZAFY 1964
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henri RatsimbazafyHits : 6415
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 22/02/2002 00:28
