Neny o (Henri Liban)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Neny o, ianao no fahazavana
Nanafosafo sy nihantana
Masoandro nahitako piup ny tononkira.serasera.org tontolo
Nandrotsy nitaiza sy nikolo
Ianao ilay sandry nijoroako
Nandritra ny fotoam-pahazazako
Nibaby, nitrotro sy nanolotra
Ianao teny kely tsotra
Fisaorana ry neny
No atolotro anao
Isaorana ireny
Soa vitanao
Neny o, ny fiainako rehetra
Ho ondfcwq anao, ho anao tsy misy fetra
Atolotro anao ry nolalaiko
N’inon’inona, eny xwrd na ny aiko
Nanafosafo sy nihantana
Masoandro nahitako piup ny tononkira.serasera.org tontolo
Nandrotsy nitaiza sy nikolo
Ianao ilay sandry nijoroako
Nandritra ny fotoam-pahazazako
Nibaby, nitrotro sy nanolotra
Ianao teny kely tsotra
Fisaorana ry neny
No atolotro anao
Isaorana ireny
Soa vitanao
Neny o, ny fiainako rehetra
Ho ondfcwq anao, ho anao tsy misy fetra
Atolotro anao ry nolalaiko
N’inon’inona, eny xwrd na ny aiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri LibanVangy : 2480
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/04/2019 23:53
