Zanaka adala (Henintsoamalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny rendarendra sy ny ditra rehetra rehetra
No namenoako ny fiainako
Eso sy latsa ary teny ratsy hafa
No nataoko ny namako
Fahoriana e, fijaliana no niainako hatrizay
Fony tsy nahalalako tononkira.serasera.org Anao re ry Ray
Nandeha nirenireny toy ny tsy nisy mpiteny
Nandany ny fananandray sy reny
Soa fa niandry ndhd ahy tamin'ny tambitamby
Ilay peruwv Jesosy Fitiavana
Koa ankehitriny, raisiny toa tsisy tsiny
Izaho ilay ondry very
Fifaliana ngydu e, fitahiana no iainako indray
Efa eo ankaikinao re ry Ray
Fisaorana erampo ary eratsaina koa
No indro milaotra avy ato ampo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HenintsoamalalaVisites : 1583
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : herimalaladina
Date : 24/09/2018 07:46