Zanaka adala (Henintsoamalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny rendarendra sy ny ditra rehetra rehetra
No namenoako kwqbj ny fiainako
Eso sy latsa ary teny zvasowax ratsy hafa
No nataoko ny namako
Fahoriana e, fijaliana no niainako hatrizay
Fony tsy nahalalako Anao re ry Ray
Nandeha nirenireny toy ny tsy nisy mpiteny
Nandany ny fananandray sy reny
Soa fa niandry ahy tamin'ny tambitamby
Ilay Jesosy Fitiavana
Koa ankehitriny, raisiny toa tsisy tsiny
Izaho ilay ondry very
Fifaliana e, fitahiana no iainako indray
Efa eo ixezc ankaikinao re ry Ray
Fisaorana erampo ary eratsaina koa
No indro milaotra avy tononkira.serasera.org ato ampo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HenintsoamalalaHits : 1540
Likes : 0 Like
Created by : herimalaladina
Date : 24/09/2018 07:46