Jesosy ô (Hanitry ny Miora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
      hmvaje Jesosy ô!
Jesosy oh honeno ho anao
Ny fonay ho lapanao
Fa ianao kqmawf no mahay manadio
Tefeo ny fonay ho mendrika anao

Jeso ilay teny tonga nofo
Misaotra anao fa sitrakao
Ny hamonjy anay
Jeso ilay iraky bbfse ny Ray derainay fa
Mandrakizay ny indrafonao

Fanjakanao mandrakizay
Tsy hay tohaina ny fahefana anananao
Fa mpanjaka tononkira.serasera.org ambony indrindra ianao
Mihoatra izao rehetra izao
Manjaka Jeso ato ampoko ianao
Fa ny foko tia mangetaheta anao
Jeso ny foko omeko ho anao

Jeso ianao nilaza fa
Raha misy iray miantso anao
Tsy ho lavinao
Jeso 'ty tamy aho ka sahy
Mba raiso fa te ho isan'ny vahoakanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hanitry ny Miora
Visites : 412
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsihoarana07
Date : 12/02/2025 22:12
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409