Ilay teninao (Hanitry ny Miora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cvlpoj tononkira.serasera.org hjdt ILAY TENINAO
Toa tsy ho haiko
Ny hanadino ilay teninao
Zary rà ka mikoriana ao anatiko ao
Reo didinao Anatra avy Aminao
Mamiko ka ampiasaiko amin'izay atao
Ref:Ôoo, 'lay teninao, nambabo fo
Anatiko ao no mitoetra mahasoa
'lay teninao nanova ahy
Fiadanana mitoetra hitaiza ny fanahy
Ny haizim-pito
Voatendry hizorako
Eo ebfguj alohako ilay teny ho faniloko
Raha karankaina
Ny tontolo honenako
Mbola hisy teny mamy ho fihinako
Toa tsy ho haiko
Ny hanadino ilay teninao
Zary rà ka mikoriana ao anatiko ao
Reo didinao Anatra avy Aminao
Mamiko ka ampiasaiko amin'izay atao
Ref:Ôoo, 'lay teninao, nambabo fo
Anatiko ao no mitoetra mahasoa
'lay teninao nanova ahy
Fiadanana mitoetra hitaiza ny fanahy
Ny haizim-pito
Voatendry hizorako
Eo ebfguj alohako ilay teny ho faniloko
Raha karankaina
Ny tontolo honenako
Mbola hisy teny mamy ho fihinako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitry ny MioraHits : 393
Likes : 0 Like
Created by : Tsihoarana07
Date : 12/02/2025 22:03
