MISAOTRA ANAO IZAHAY (Groupe MANRESE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISAOTRA ANAO
1- gdxl Misaotra Anao izahay ry Ray,
Lehibe tokoa ny fitiavanao,
Ny fonay zanakao dia ravoravo
Indray arwkf miredona mihira hoe :

2- Misoatra Anao izahay Jesoa,
Fa Ianao no namonjy anay,
Ny fonay zandrinao dia ravoravo,
Indray miredona mihira hoe :  

Mankasitraka, midera Anao,
Misaotra Anao, Andriamanitra,
Lehibe ny hatsaram-ponao.
Misoatra Anao ny tononkira.serasera.org voaary tontolo,
       jpaan       Feno ny fahasoavanao.
3- Misoatra Anao Fanahy Mpankahery,
Fenoinao ny fahasoavanao,
Ny fonay mino Anao dia ravoravo,
Indray miredona mihira hoe :

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291