Tompo Tia Ahy (Groupe Lalao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tompo tia ahy ianao
N’inona lasako natao Taminao
Tsy sasatra Ianao niantso ahy
Maneho fitiavana
N’aiza hombàko, n’aiza misy ahy tdiabu
Eo foana Ianao
Mibitsika, miantso, gezpvmew X2
Miangavy, mitalaho
Ny hanoina Anao Jesô.
2) Manomana toerana ho ahy Ianao
Lavitry ny sento sy ireo talaho
Ny alahelo tsy ho hita ftbhc ao intsony
Fiadanana no hiainana ao.
Maniry aho ho tonga
Ao an-tranonao
Faingàna Ianao tononkira.serasera.org handray ahy X2
Fa vonona aho
Ho any Aminao
Ho any Aminao, ho any Aminao.
A/C : Lalao
N’inona lasako natao Taminao
Tsy sasatra Ianao niantso ahy
Maneho fitiavana
N’aiza hombàko, n’aiza misy ahy tdiabu
Eo foana Ianao
Mibitsika, miantso, gezpvmew X2
Miangavy, mitalaho
Ny hanoina Anao Jesô.
2) Manomana toerana ho ahy Ianao
Lavitry ny sento sy ireo talaho
Ny alahelo tsy ho hita ftbhc ao intsony
Fiadanana no hiainana ao.
Maniry aho ho tonga
Ao an-tranonao
Faingàna Ianao tononkira.serasera.org handray ahy X2
Fa vonona aho
Ho any Aminao
Ho any Aminao, ho any Aminao.
A/C : Lalao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe LalaoVisites : 767
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Stephan10
Date : 21/11/2023 12:58
