Tompo Tia Ahy (Groupe Lalao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tompo tia ahy ianao
N’inona lasako natao Taminao
Tsy sasatra Ianao niantso ahy
Maneho fitiavana
N’aiza hombàko, n’aiza misy ahy
Eo foana Ianao
Mibitsika, miantso, tononkira.serasera.org X2
Miangavy, mitalaho
Ny hanoina Anao Jesô.
2) Manomana toerana ho ahy Ianao
Lavitry ny sento sy ireo talaho
Ny alahelo tsy ho hita ucqpnj ao intsony
Fiadanana no hiainana ao.
Maniry aho ho tonga fltbl
Ao an-tranonao
Faingàna Ianao handray ahy X2
Fa vonona aho
Ho any Aminao
Ho any Aminao, ho scuphi any Aminao.
A/C : Lalao
N’inona lasako natao Taminao
Tsy sasatra Ianao niantso ahy
Maneho fitiavana
N’aiza hombàko, n’aiza misy ahy
Eo foana Ianao
Mibitsika, miantso, tononkira.serasera.org X2
Miangavy, mitalaho
Ny hanoina Anao Jesô.
2) Manomana toerana ho ahy Ianao
Lavitry ny sento sy ireo talaho
Ny alahelo tsy ho hita ucqpnj ao intsony
Fiadanana no hiainana ao.
Maniry aho ho tonga fltbl
Ao an-tranonao
Faingàna Ianao handray ahy X2
Fa vonona aho
Ho any Aminao
Ho any Aminao, ho scuphi any Aminao.
A/C : Lalao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe LalaoHits : 729
Likes : 0 Like
Created by : Stephan10
Date : 21/11/2023 12:58
