NY HASASARANA REHETRA (GROUPE ITMM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hasasarana rehetra tononkira.serasera.org misy valiny avokoa
izay nataonao tamin'ny fo e, mbola hiova wzhjoabg ho tombotsoa
ny fahasahirananao, mety ho fahakivina koa
Fa ilay finiavanao e, izay no tena zava-tsoa
          Andriamanitra mahita, izay mety nataonao
           Satria tsy misy tsy mahalala hoe ny asanao no hitsara anao
           Koa pgyvwrw manaova asa mendrika vokatry ny fiovam-po
            Ary aza mora rendrika fa manàna zotom-po
Ianareo ray yoahmfpy aman-dreny miasa sy mivaky loha
hanampiana ireo ankizy izay tsy mety hiova fo
ny fahasahirananao, mety ho fahakivina koa
Fa ilay finiavanao e, izay no tena zava-tsoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GROUPE ITMM
Visites : 830
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : evajosaphat
Date : 25/05/2020 14:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0728