Jesosy fahazavana (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tonga izao, ‘lay maraina vaovaoRava ilay haizina teo
Hazavana sy hafanana noentiny
Mivimbina tsiky ho anao
Tonga izao, ‘lay maraina vaovao
Rava ilay haizina teo
Hazavana sy hafanana noentiny
Mivimbina tsiky ho anao
Ref: Izay mitondra hazavana (fahazavana ho anao, ouh, ouh, ouh, ouh)
Ho an’izao tontolo izao (mba ho fantatrao)
Dia mba ho fantatrao
Fa Jesosy Zanaky ny Ray (Zanaky ny Ray)
2. Koa raiso re fa tsy ho neninao
‘Zao fahatongavany eto izao
Izy hitsilo izay halehanao
Hamirapiratra anatinao
Koa raiso re fa tsy ho neninao
‘Zao fahatongavany eto izao
Izy hitsilo izay halehanao
Hamirapiratra anatinao
Ref: Izay mitondra hazavana (fahazavana ho anao, ouh, ouh, ouh, ouh)
Ho an’izao tontolo izao (mba ho fantatrao)
Dia mba ho fantatrao
Fa Jesosy Zanaky ny Ray (Zanaky ny Ray)
Izay mitondra hazavana (fahazavana ho anao, ouh, ouh, ouh, ouh)
Ho an’izao tontolo izao (mba ho fantatrao)
Dia mba ho fantatrao
Fa Jesosy Zanaky ny Ray (Zanaky ny Ray)
Fahazavana ho ahy sy ho anao (*3)
Ouh ouh ouh ouh
Fahazavana ho ahy sy ho anao (*2)
Fahazavana ho ahy sy ho anao Jesoa
Fahazavana ho ahy sy ho anao (*3)
Ouh ouh ouh ouh
Fahazavana ho ahy sy ho anao (*2)
Fahazavana ho ahy sy ho anao Jesoa
Tonga izao ny maraina vaovao
Rava ilay, haizina teo
"Jesosy fahazavana " Feo mitaona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Feo mitaonaVangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 17/06/2026 14:36
