Tsy ho foana ny fanantenanao (Groupe Daniela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety hilaza angamba ianao hoe iza intsony moa
No hafaka hamonjy ahy, aleoko mamoy fo
Jehovah no efa manana, manana lalana
Tsy hitondra loza, fa hitondra fahasoavana
Na betsaka aza ny olona manenjika anao
Toy ny tendrombohitra sy havoana ny olanao
Manana fatokiana fa aza malahelo ianao
Ny famonjena antsika anie avy any andanitra
Na faly eo anoloana aza ny fahavalonao
Minia tsy te-hahalala anao intsony ny havanao
Aza maninona azy ianao, ny Tompo no jereo
Jehovah hiady ho tononkira.serasera.org anao, ho menatra izy ireo
Na hataony hatraminy ainao aza izay tsy pssopzpd zakanao
Na ho esorina aminao aza izay tianao
Aza mitomany ianao fa andeha re mivavaha
Izay mahasoa antsika anie hain’Andriamanitra
Na isan’andro vaky izao aza zxzmn toa kivy ianao
Toa mihodina sy maizina avokoa izay hitanao
Eny malahelo ianao, apdz mitaraina noana
Raha hisy koa ny farany, tsisy fanantenana ho foana
Na fahoriana ranomasina aza mbola ho tony
Ny olana, tendrombohitra ireo mbola hietry
Ny aretina toa havoana ho tonga tany lemaka
Raha Jehovah miasa ts’isy hahasakana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe DanielaVisites : 12278
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Michaela
Date : 18/04/2007 17:01