VOAVELA NY HELOKAO (Groupe Apokalypsy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino aho Tompo ô!
Fa Ianao qbpbe ilay nibitsika tao am-po
Ka niteny malefaka hoe:
"Voavela ny helokao, matokia re izao!"
Tompo ô! endrey ny haravoako,
Fa voavelanao tokoa ny hadisoako
Injay no hasambarana nokatsahiko
Ka dia falifaly ny fanahiko
Ka ny dina sy tononkira.serasera.org voady izay nataoko,
Efaiko Aminao
Tompo ô! Tompoko!
He! tsaroan'ny tsfcourk aiko koa,
Injany Ianao nivavaka, vfqkl nifona ho ahy
Hoe: "Ray ô! mamela ny helony,
fa tsy mba fantany izao ataony izao
Tompo ô! endrey ....
Fa Ianao qbpbe ilay nibitsika tao am-po
Ka niteny malefaka hoe:
"Voavela ny helokao, matokia re izao!"
Tompo ô! endrey ny haravoako,
Fa voavelanao tokoa ny hadisoako
Injay no hasambarana nokatsahiko
Ka dia falifaly ny fanahiko
Ka ny dina sy tononkira.serasera.org voady izay nataoko,
Efaiko Aminao
Tompo ô! Tompoko!
He! tsaroan'ny tsfcourk aiko koa,
Injany Ianao nivavaka, vfqkl nifona ho ahy
Hoe: "Ray ô! mamela ny helony,
fa tsy mba fantany izao ataony izao
Tompo ô! endrey ....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe ApokalypsyVisites : 2474
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hasinafiantefa
Date : 22/04/2015 12:59
