VOAVELA NY HELOKAO (Groupe Apokalypsy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino aho Tompo ô!
Fa Ianao ilay nibitsika tao am-po
Ka niteny malefaka hoe:
"Voavela ny helokao, qedcbl matokia re izao!"
Tompo ô! endrey ny haravoako,
Fa voavelanao tokoa ny hadisoako
Injay no hasambarana nokatsahiko
Ka dia falifaly tononkira.serasera.org cctackfi ny fanahiko
Ka ny dina sy voady izay nataoko,
Efaiko Aminao
Tompo ô! Tompoko!
He! tsaroan'ny aiko koa,
Injany Ianao nivavaka, nifona ho ahy
Hoe: "Ray ô! mamela ny helony,
fa tsy mba fantany izao ataony izao
Tompo nzzgatv ô! endrey ....
Fa Ianao ilay nibitsika tao am-po
Ka niteny malefaka hoe:
"Voavela ny helokao, qedcbl matokia re izao!"
Tompo ô! endrey ny haravoako,
Fa voavelanao tokoa ny hadisoako
Injay no hasambarana nokatsahiko
Ka dia falifaly tononkira.serasera.org cctackfi ny fanahiko
Ka ny dina sy voady izay nataoko,
Efaiko Aminao
Tompo ô! Tompoko!
He! tsaroan'ny aiko koa,
Injany Ianao nivavaka, nifona ho ahy
Hoe: "Ray ô! mamela ny helony,
fa tsy mba fantany izao ataony izao
Tompo nzzgatv ô! endrey ....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe ApokalypsyHits : 2476
Likes : 1 Like
Created by : hasinafiantefa
Date : 22/04/2015 12:59
