Misaora Zanahary (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Misaora Zanahary koa mbola velona tononkira.serasera.org ô
Misaora Zanahary koa mbola miaina anao
Tiava Zanahary amin´ny fonao jiaby e
Tiava Zanahary amin´ny fanahinao sy ny herinao jiaby
Refrain :
Koa mbola velona ô, misaora Zanahary e
Koa mbola miaina anao, misaora Zanahary e
2. nskz Mitadiava an´i Zanahary dieny mbola hita Izy e
Antsôvy Zanahary dieny mbola akaiky Izy e
Refrain :
Dieny mbola olbb hita Izy e, tadiavo Zanahary e
Dieny mbola akaiky Izy e, antsôvy Zanahary e
A/C : RANDRIAMAMPIANINA bwzgwh Jean Clarel (Octobre 2016)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe évangéliste AZFHits : 510
Likes : 0 Like
Created by : Toavininosy
Date : 28/03/2025 19:58