Jeso, I love You (Groupe évangéliste AZF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Misaotra Anao Ray o namianao Jeso
Nisolo heloka, nanavotra anay
Nampijaliana, avy teo nofantsihana
Naty hamonjy anay tamin´ny hazo fijaliana
   Refrain:
Jeso, zah love Aminao
Jesosy, I love You
Hanaraka Anao fo eky, isan´andro tsisy lera
Fitiavanao  zahay Jeso tsy nasianao tavela

2.   Midera Anao Jeso, Fanahy Masina
Nampianatra zahay Soratra Masina
Nampionona ndraiky mampahery
Mananatra anay, beka izahay tsy ho very
   Refrain:
Jeso, Anao Alfa
Jesosy, Anao Omega
Amezako Anao raiky e, saina, fo, fanahy jiaby
Fitiavanao zahay Jeso, fitia tsy misy tambiny

Isaoranay Anao Zanahary, nanome zahay Jeso
Maty nisolo heloka,
Nitsangana tamin'ny maty, nanavotra zahay

A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZF
Vangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 21/02/2026 21:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334