Allô, andeha eglizy (Groupe évangéliste AZF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Allô, allô andeha eglizy
    Andeha eglizy hankalaza an´i Jesosy
    Allô, allô andeha eglizy
    Andeha eglizy hanompo an´i Jesosy
    Zoky e, allô, allô andeha eglizy
    Andeha eglizy hivavaka amin´i Jesosy
    Zoky e, allô, allô andeha eglizy
    Andeha eglizy,  hidera an´i Jesosy
    Allô,  allô andeha eglizy
    Andeha eglizy, hitandreny toriteny
Allô, allô andeha eglizy
Avy amin´ny toriteny no hahazoana finoana

Refrain :
Andeha eglizy, hankalaza an´i Jesosy
Andeha eglizy, hanompo an´i Jesosy
Andeha eglizy, hitandreny toriteny
Avy amin´ny toriteny no hahazoana finoana
Jesosy no lalana sy fahamarinana ary fiainana

2. Allô hanao batisa amin'ny eglizy
    Anao vita batisa, manjary zanaka Zanahary
    Allô hanao mariazy amin´ny eglizy
    Anao vita mariazy, voatso-dranon-janahary
Refrain :
Andeha eglizy, hanano batisa
Anao vita batisa, zanaka Zanahary
Andeha eglizy, hanano mariazy
Anao vita mariazy, voatso-dranon-janahary
Jesôsy tsy miova, omaly sy anio ary mandrakizay

A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Septembre 2023)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZF
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 21/02/2026 21:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1025