Raha hisaraka (Green)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fotoana maro isika no teto
Faly sy ravo
Adinoy daholo ireo alahelo
Sy sentosento
Raha teo anilako ianao
Toy ny lanitra ny tany
Tsy afaka ao an-tsaiko
Ny endrikao mandinik’ahy

Ref:
Raha hisaraka, hisaraka isika
Adinoy ireo natao taloha
Raha tsy tafaraka, tafaraka isika
Avelao izay nandratra ny fo

Fifaliana ihany aloha ny antsika
Ny ho avy tsy ho hay
Tia foana aho raha ianao eo
Anilako eo
Amin’izay fotoana izay
Dia ho rava toa zava-poana
Na izaho io na ianao
Dia ho kivy tsy metimety

Ref:
Raha hisaraka, hisaraka isika
Adinoy ireo natao taloha
……………….
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Green
Hits : 1787
Likes : 1 Like
Created by : blahblah
Date : 27/06/2018 13:08
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722