Fo roa (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia teo aza ireo adiadintsika
Nampifamaly, nampifanditra
Tsy ho antsika izany fa avela hivalona ho any
Fa hiaraka isika, hiaraka hiampita
Fiainana maro mbola tsy hita
Ka izaho tokinao, ianao andriko mandrakizay
Tonga ity ny andro iray
Ho porofointsika amin’izay
Izaho sy ianao hiaraka mandrakizay
Ka manombok’izao, dingana iray no hatao
Hery iray vaovao ho ahy sy ianao
Averintsika eto idray ireo dina fanao hatrizay
Mariky ny "FO ROA" mitempo iray.
Na dia be aza ireo zavatra vita
Mbola ho lava raha ny lalantsika
Nefa izany tsy atao hampiemotra antsika sy ianao
Fa izaho ho anao, ianao hoa ahy koa
Anaty fitia, fitia miavosa
Tena ho doria, fa tsy kilalao sanatria
Tonga ity ny andro iray
Ho porofointsika amin’izay
Izaho sy ianao hiaraka mandrakizay, rahatrizay
Ka manombok’izao, icrmviuc dingana iray no tononkira.serasera.org hatao
Hery iray vaovao ho ahy sy ianao
Averintsika eto idray ireo dina fanao hatrizay
Mariky ny "FO ROA" mitempo iray.
Na ho potraka aza ianao, izaho hampiarina yveafd anao
Na ho solafaka aza xljtp isika, inoako fa tsy maintsy ho tafita
Amin’ny tanjona nirina
Fo ROA mitempo iray satria
Vonona hiaraka ho do

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GreenHits : 22040
Likes : 0 Like
Created by : Aina
Date : 18/11/2001 08:11