Tiako Ianao Jesoa (Gasy Tsara Midera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Tiako Ianao Jesoa, tena tiako
Satria Ianao efa fa tia ahy taloha
Nividy ahy tamin'ny rànao soa
Efa very aho, raha tsy teo Ianao
Andriamanitra tsara fanahy, Tompo be fitiavana.

Sarobidy loatra amiko, ny namonjenao ahy Jesoa
Ka dia ho dradradradraiko ho rehan'izao tontolo izao, fa mamiko Ianao. (x2)

Ref:
Tiako Ianao Jesoa, tena tiako
Satria Ianao efa fa tia ahy taloha
Nividy ahy tamin'ny rànao soa
Efa very aho, raha tsy teo Ianao
Andriamanitra tsara fanahy, Tompo be fitiavana.

....

Tsy ho voavaliko izay nataonao tamiko Tompo ô!
Inty ny tenako, atolotro Anao, ka hanjakao, oôôôh!! (x2)

Ref:
Tiako Ianao Jesoa, tena tiako
Satria Ianao efa fa tia ahy taloha
Nividy ahy tamin'ny rànao soa
Efa very aho, raha tsy teo Ianao
Andriamanitra tsara fanahy, soa be fitiavana. (X2)

Andriamanitra tsara fanahy, Tompo be fitiavana.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Gasy Tsara Midera
Hits : 1119
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 06/09/2022 05:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0364