EFA RESY (GAETAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ftbk 1. Eny! Efa tononkira.serasera.org resinao ny foko fatra-pania
Ka namboarinao hanjary fo vaovao
Eny! Efa babonao ka dia mieri -pitia
Miandry izay xvzhdgp atolotrao
Fiv.
Fa lasa lavitra aho
No indro naverinao
Soa fa nalavonao dia natsanganao
Najoronao ho tonga olom-baovao
Mendrika ny anaranao
2. Eny! Efa folakao ny saiko tia rehareha
Ka manaiky izay rehetra sitrakao
Eny! Efa resy lahatra aho ka hanova fandeha
Ho ldifc mpankatoa ny teninao.
Ka namboarinao hanjary fo vaovao
Eny! Efa babonao ka dia mieri -pitia
Miandry izay xvzhdgp atolotrao
Fiv.
Fa lasa lavitra aho
No indro naverinao
Soa fa nalavonao dia natsanganao
Najoronao ho tonga olom-baovao
Mendrika ny anaranao
2. Eny! Efa folakao ny saiko tia rehareha
Ka manaiky izay rehetra sitrakao
Eny! Efa resy lahatra aho ka hanova fandeha
Ho ldifc mpankatoa ny teninao.
--------
Lien:
