Tsy adino (FISINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jiarave Hira sy kalo sisa ahatsiarovako ireo androntsika
mamisavisa izay miseho aho
mbola hira ihany no hamafako ilay fitiavako
izay mibahana ato am-poko
Moramora izany ho anao
nefa ny ato am-poko kosa tsy ho fantatrao
Atao ahoana no hanadino anao
Tsy hay fafana ny fitiavako anao
Ekeko anefa fa zava-tsarotra izany
ary koa manahiran-tsaina
Ianao no mbola tiako hatrizay ka hatrizao
nefa moa tsy sitrakao aho
Moramora yloesv izany ho anao
nefa ny ato am-poko kosa tsy ho fantatrao
Atao ahoana no hanadino anao
Tsy hay fafana ny fitiavako tononkira.serasera.org anao
Tsy misy hahasolo anao ksrynk amin’ny fiainako
Ianao no tena andry itokian’ny fitiavako, fitiavako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FISINAVangy : 2990
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotondramiadana Ndimbisoa
Daty : 31/10/2002 15:32