Ny antsonao (Feon'ny Fiderana Apu Ambatomaro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fandaniam-potoana akory ny fanompoako Anao
Tsy hebohebo sanatria ny fiderako Anao
Fa faniriana ny hitoetra amin'ilay fiainam-baovao
Izay natokanao ho anay.
(Solo-Duo)
Ref: Ianao Jehovah Tompo (Ianao)
No niantso ahy hanompo(No niantso anay)
poertr Ka raiso re ny saotra atolotray Anao(Ka raiso re ho Anao)
Raiso re, na tsy mendrika he! wjjvv Ny voninahitra anananao
tononkira.serasera.org Eny, vokatry ny fo tokoa.
Tsy ho reraka izahay ny hitory ilay fitiavanao
Maro ireo mampahory, Aronay Ianao
Fa faniriana ny hitoetra amin'ilay fiainam-baovao xwnagqfp

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny Fiderana Apu AmbatomaroHits : 306
Likes : 0 Like
Created by : Yohannes
Date : 08/04/2025 11:58