Ny antsonao (Feon'ny Fiderana Apu Ambatomaro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fandaniam-potoana akory ny fanompoako Anao
Tsy hebohebo sanatria ny fiderako Anao
Fa faniriana iuuwmrbt ny hitoetra amin'ilay fiainam-baovao
Izay natokanao ho anay.
(Solo-Duo)
Ref: Ianao Jehovah Tompo (Ianao)
No niantso ahy hanompo(No niantso anay)
Ka raiso re ny saotra atolotray Anao(Ka raiso re ho Anao)
jzshi Raiso re, na tsy mendrika he! Ny voninahitra anananao
tononkira.serasera.org Eny, vokatry ny fo tokoa.
Tsy ho reraka izahay ny hitory ilay fitiavanao
Maro ireo mampahory, Aronay Ianao
Fa faniriana ny hitoetra amin'ilay fiainam-baovao
Izay natokanao armwtbkd ho anay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny Fiderana Apu AmbatomaroVisites : 356
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Yohannes
Date : 08/04/2025 11:58