Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fitiavana mandrakizay (Feon' ny Fahazavana Toamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana mandrakizay é
no omeko anao
fitiavana tsy misy fetra
ka ho doria
fitiavana mandrakizay é
amin-kitsipo
Ka hoentin-tsik’ anatrehan’ Andriamanitra
Ny fitiavan’i Kristy
no natolony antsika
dia toy izany koa no hanolorako
ny fitiavako mba ho anao
Ka hoy ralib ny tenin’ tononkira.serasera.org i Kristy
tamintsika
izao no didiny
ka omeko anareo
mifankatiava! ianareo
mba hafantarany é e!
fa mpianatro wrfghymr ianareo
Réf/ atdsv
no omeko anao
fitiavana tsy misy fetra
ka ho doria
fitiavana mandrakizay é
amin-kitsipo
Ka hoentin-tsik’ anatrehan’ Andriamanitra
Ny fitiavan’i Kristy
no natolony antsika
dia toy izany koa no hanolorako
ny fitiavako mba ho anao
Ka hoy ralib ny tenin’ tononkira.serasera.org i Kristy
tamintsika
izao no didiny
ka omeko anareo
mifankatiava! ianareo
mba hafantarany é e!
fa mpianatro wrfghymr ianareo
Réf/ atdsv
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon' ny Fahazavana ToamasinaVisites : 3261
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ZEMJOS
Date : 24/01/2008 08:27
