Misy tànana iray (FEOMIRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tanàna iray, qgpqbrt vonona handray miandry anao
Sao dia ho neninao wysxtcdf ao aoriana ao, raha tsy raisinao
Avia modia, ry ondry gtrbi nania
Ianao ,Ianao no antsoiny izao
Na dia tsy mendrika, ity mpanomponao manantona
Fa indro re ry Ray, fa vonona handray ny Tànanao
Anio, anio indro tononkira.serasera.org manantona,
Raiso, raiso sao dia lavo indray

--------
Rohy: