Voninahitra (Fefimami)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra, ho an’Andriamanitra
Avo indrindra ho mandrakizay (doria)
Voninahitra, ho an’Andriamanitra
Avo indrindra ho mandrakizay (doria)

Fiadanana anie, tononkira.serasera.org ho an’ny olona ankasitrahany
Ankasitrahany
Fiadanana anie, ho an’ny olona ankasitrahany
Ankasitrahany

Fahasoavana no hanarak’izay mino sy matoky scwpnt Azy
Fiadanana no anaraka zay mino sy maharitra
Mandrakizay doria

Voninahitra, ho hecoyz an’Andriamanitra
Avo indrindra ho mandrakizay (doria)

Fiadanana anie, ho an’ny olona bkxqv ankasitrahany
Ankasitrahany
Fiadanana anie, ho an’ny olona ankasitrahany
Ankasitrahany

Famindram-po no hanarak’izay mankato ny teniny
Fifalian-dehibe tokoa, sy fiainan-danitra
Mandrakizay doria

Amen, Amen

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fefimami
Visites : 423
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fefimami
Date : 19/03/2026 13:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.477