TSY ORIN-JAVA-TSOA TOKOA (FEFI)
https://tononkira.serasera.org/hira/fefi/tsy-orin-java-tsoa-tokoa
1Tsy orin-java-tsoa tokoa Ny miaraka aminao Jesoa
Izay nambolena nitombo avokoa Ka hasambarana no mameno fo
Atao ahoana ny hangina ka tsy haneho izany hafaliana T
sy hita isa ireo karazan-java-tsoa Harotsakao aminay ry Tsitoha
2
Tsy orin-java-tsoa tokoa Ny fiainana ao aminao Jesoa
Indrindra raha misy fikasàna izay Nolazainy fa azo avy amin-dRtononkira.serasera.orgay
O mihira ry am-poko Halaviro mihintsy ireo toloko Miandrandrà,
ka inoy fa ho azonao avokoa Raha fantany fa mety mahasoa
3
Tsy orin-java-tsoa tokoa, Ny miankina aminao Jeso
Ho kivy ireo fahavalo hatr’izay F’izy Tompo no miady ho anao
Hodianao tsy hita ve ? Ny santionan’ny famonjena marobe
Ka ny ainy mihintsy no nafoiny ho anao Zay hany farany azony natao….