TSY ORIN-JAVA-TSOA TOKOA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tsy orin-java-tsoa tokoa Ny miaraka aminao Jesoa
Izay nambolena nitombo avokoa Ka hasambarana no mameno fo
Atao ahoana ny hangina ka tsy haneho izany hafaliana T
sy hita isa ireo karazan-java-tsoa Harotsakao aminay ry Tsitoha
2
Tsy orin-java-tsoa tokoa Ny fiainana ao aminao Jesoa
Indrindra raha misy fikasàna izay Nolazainy fa azo avy amin-dRay
O mihira ry am-poko Halaviro mihintsy ireo toloko Miandrandrà,
ka inoy fa ho azonao avokoa Raha fantany fa tononkira.serasera.org mety mahasoa
3
Tsy cdvgphqn orin-java-tsoa tokoa, Ny miankina aminao Jeso
Ho kivy ireo fahavalo hatr’izay F’izy Tompo no miady ho anao
Hodianao tsy hita ve ? Ny santionan’ny famonjena marobe
Ka ny ainy mihintsy no nafoiny ho anao Zay urriwu hany farany azony natao…. pygzx

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1439
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:58