Tsy izay rehetra mivavaka (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tsy izay rehetra mivavaka dia olo-marina
Tsy izay rehetra manao jqyo soa dia tsy maintsy akarina
F’’izay rehetra mandray an’i Jesosy ao am-po
No hiditra ao amin’ny lova tsy ho lo
Ref:Maro ireo ratsy fanahy izay maningatsingana
Tsarovy f’ireny dia yfnetux haringana
Koa apetraho tononkira.serasera.org amin’TOmpo ary ny fiainanao
F’izy no hiaro sy hambomba ny andronao
Moa va tsy zava-dehibe ireo fahoriana marobe
Nozakainy hisolo ny helokao
Havaozy ary indray izao ny dina sy voadinao
F’izany no takiany amina
2. Tsy izay rehetra manao hoe tompo, tompoko
No hiditra ao amin’ny fankakan’Andriamanitra
F’izay rehetra manaiky hanao mwvrv ny sitrapon’ny Ray
No hanana fiainana mandrakizay
A/C: Sacha Ratianarivoson

--------
Rohy: